Spvce Chen, Kresnik, Dee - Mucho Luv Interlude letra de (lyrics)

[Spvce Chen, Kresnik, Dee - Mucho Luv Interlude letra de lyrics]

Tsiky sa tomany, ifampizarantsika omaly
Mahatsiaro very aho rehefa
Manembona anao indraindray
F'efa mipetraka daholo ny vinavina
Tsara fatotra tsara ny voady ah
F'efa ianao ilay vady matotra
Ilay "Shawty number one"
Efa nilokaloka mafy fa tsika
Sy ianao manome iray

Efa mipetraka daholo ny vinavina
Tsara fatotra tsara ny voady ah

Ianao nanadino
Efa lasan'ny hafa ny fitiavanao
Efa tsaratsara story any anaty réseau
Ianao babymama
Omaly ianao nandao anah babymama
Lasany any ianao babymama
Fa mbola tsy te haka vady anao

One time tonight, babe
Izaho mila love, mila mankafy
Alaiko daholo ny any aminao
Fa izaho koa tsy hamela irery anao izaho
Izaho mila anao zah, babe izaho mila love
Izaho mila "haze" tsy milalao izaho
Izaho mila anao izaho ho anao irery

Tsy tafatory
Inona ny afaka ataoko raha tsy eo ianao iny
Eto tsisy kilalao fa
Tonga dia ho alaiko ny tananao

Fa zao tantarantsika hifarana amin'ny tsiky
Sa tomany? Mila love madio, za tomady

Aiko oe faly ianao, ampelatanany any sa ve?
Koboko oe ny tena tianao nefa zah rery
Aiko samy tia fa izao anie isika samy very
Feno "fierté" aho dia niafiko samirery

Interpretación para


Agregar interpretación

Agregar interpretación extendida

Si sabe de qué está cantando el artista, sabe Leer "entre líneas" y conoce la historia de la canción, puede agregar una interpretación del texto. Después de que nuestros editores lo revisen, lo agregaremos como una interpretación oficial.

Últimas interpretaciones añadidas a las letras

A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z #
Interpretar